Miarahaba am-pifaliana
Bajia voanemba indray no aroso ho antsika eto, tsy misy fatra moa fa araka ny tiana ampiasaiana avokoa.
Efa misy karazany maro ihany koa ato amin'ny vohikala.
BAJIA VOANEMBA
ZAVATRA ILAINA:
Miarahaba am-pifaliana
Bajia voanemba indray no aroso ho antsika eto, tsy misy fatra moa fa araka ny tiana ampiasaiana avokoa.
Efa misy karazany maro ihany koa ato amin'ny vohikala.
BAJIA VOANEMBA
ZAVATRA ILAINA:
LASARY MANGA SY KAROTY
miarahaba am-pifaliana,
ZAVATRA ILAINA
manga
Karoty
Tongolo be
Kotomila
Sira
Voasary makirana
Menaka oliva
Siramamy kely
FIKARAKARANA AZY
Salama daholo!
"BANANAWA MOELLEUX AU CHOCOLAT"
Nahandro atolotry ny CFP Mi-Avaka, izay hitantsika tao amin'ny Kolo TV niaraka tamin'i Chef Herydoudh Rakotoasimbola nandritra ilay émission : tables de Mada!
LAOKA: ENDIVES SY HENAKISOA
Fotoana fahavokaran'ny endives ny ririnina. Misy ny sahirana amin'ny fomba fandrahoana azy ity noho izy karazana anana mangidy. Ity misy hevitra iray hikarakarana azy ary.
ZAVATRA ILAINA:
ho an'olona 4 eo:
LAOKA : VARANGA
Sakafo tena malagasy natao anaty lafaoro izy ity
ZAVATRA ILAINA:
henomby,
tongolo be,
tongolo gasy
dipoavatra
Sira
FIKARAKARANA AZY
SOKOLA ITALIANA : "Baci perugina"
Mora atao sady tena maivana kokoa ity satria sokolà mainty no ampiasaina ka dia mahazo mihinana avokoa.
ZAVATRA ILAINA
ho an’ny sokolà 15
Miarahaba o
GOUTER NA SAKAFO MARAINA : GATEAU MANIOC AU COCO
Gâteau mangahazo vao mafana no atolotra am-pitiavana
ZAVATRA ILAINA
SALADE LEGUMES EN VAPEUR
ZAVATRA ILAINA:
ovy sy karaoty samy salantsalany 1 na 2 isan'olona avy arakarak’ izay tiana,
brocoli 1.
FIKARAKARANA AZY