Infos Utiles

Fambolena anandrano

FAMBOLENA ANANDRANO (cresson) amin'ny koveta - atolotr'i Andreas Pattie :

Zaraiko eto fa sao mahasoa anareo anandrano nambolena taminy koveta :

- tsy asina lavaka ny koveta a. 
- Asiana tany antsasaky ny koveta dia afafy ny voan'anandrano ary totofana tany kely .
- Mila tondrahana isan'andro, tsy mila fenoina rano be ( Atao mando ilay tany). 3 herinandro izao izy io amin'ny sary io.

Toerana hividianana ny voan'anana :

Sakafo voalanjalanja (tapany 3)

NY SAKAFO VOALANJALANJA (tapany 3) - L’équilibre alimentaire (3ème partie) iarahana amin'i Lobo Randria

FAMPIHARANA : (sary nindramina ihany)

Fantatro fa efa haintsika ny betsaka amin'ireo fahalalana nolazaiko ireo, fa ny fanotaniako dia izao: aiza ho aiza ny fampiaranao azy andavanandro ?

Ireo ny “idealy” nefa noho ny antony maro samihafa dia mety ho part 1 ihany ohatra no vitanao, efa tsy maninona izay fa ny manafoana (supprimer) sokajin - tsakafo no tsy mety.

Sakafo voalanjalanja (tapany 2)

NY SAKAFO VOALANJALANJA (tapany 2)
- L’équilibre alimentaire (2ème partie) iarahana amin'i Lobo Randria (sary nindramina fotsiny)

Ahoana ny fomba hihinana an’ireo rehetra ireo?
Impiry aloha no mila misakafo e?...

Ny sakafo voalanjalanja (tapany 1)

 

Mahafaly ary isaorana an'i Lobo Randria ny fandavan-tenany hizara ny fahalalany maimai-poana ho antsika, izay vidian-dafo tokoa raha hanatona ireny "diététicienne" ireny isika, koa mahaiza ary mandray sy mampihatra ry mpikambana isany. Ary mankasitraka indrindra azy indrindra !

Lavalava ny fampianarana, ka dia hozaraina miandalana ; fa miezaka kosa isika manaraka hatramin'ny voalohany.
(sary nindramina fotsiny ihany)

NY SAKAFO VOALANJALANJA (tapany 1)
1ère Partie : L’équilibre alimentaire.

Fatto in casa da Benedetta

Miarahaba,

Mandroso hatrany ny asa. Taorian'ny fifanakalozana tamin-dramatoa Benedetta, tompon'ny pejy : "Fatto in casa da Benedetta" (izay raha adika dia hoe :"fait maison" na vita an-trano) dia mahafaly ny milaza amintsika fa nahazo alalana taminy aho hizara ny recette-ny ato amintsika (izay ezahako adika amin'ny fiteny malagasy) ho fahaizana ho an'ny maro.

Ho fankasitrahana azy kosa, dia hiezaka koa aho handika ireo recette-ntsika ato, tiany mba hozaraina any aminy ho hitan'ny olona maneran-tany, satria io pejiny io dia efa mihoatry ny 1.000.000 ny mpanaraka azy.

Ny frezy - fraise

 

Frezy na fraise 

Ankoatry ny tsirony izay be mpakafy, indrindra fa ny ankizy dia hita fa be ny vokatsoa entiny hoan'ny lehibe. Etsy ange!

Ody am-bavafo - "gouter"

Ireto atolotra ampifaliana ireto dia azo atao ody am-bavafo na "gouter" ho an'ny ankizy 

 

de Vero Randriam 

 

 

 

Laoka tsy misy hena

Ireto indray nary ny soson-kevitra azo atao laoka nefa tsy misy hena sao mba mahasoa anao o, dia mazotoa 

 

de Vero Randriam

 

Fahafantarana ny haben’ny lasitra

 

Miarahaba e ! 
Zaraiko eto sao misy mila azy: 

Fahafantarana ny haben’ny lasitra (moule ) ampiasaina mba hifanaraka amin’ny zavatra ilaina ( ingrédients) sy ny isan’ny olona.

Ny karazan-tsakafo tokony ohanina mandritry ny herinandro

zaraina ampifaliana hatrany fa mahasoa ireto soso-kevitra sakafo ireto

NY KARAZAN-TSAKAFO TOKONY OHANINA MANDRITRA NY HERIN'ANDRO:

Pages