Infos Utiles

Planning Sakafo 3 volana

Soso-kevitra sakafo mandritry ny 3 volana.
Mino aho fa maro koa no hila ity ka dia zaraina ampifaliana satria afaka imprimé-na dia atao ao andakozia, azo ovaina araka izay tiana sy ny fahefa-mividy fa fitiavana no nizarana azy ary fitiavana no nanaovan'i Vero Randriam sy Onitriniaina azy 
mazotoa o

Fomba fanadiovana lafaoro

Hevitra iray entina atao hanadiovana lafaoro indray no zaraina ampifaliana eto:

zavatra ilaina : 

bicarbonate 6c.a.s afangaro @ rano 2c.a.s

Fikarakarana azy :

afangaro tsara ireo bicarbonate sy rano, atao somary lasa pate izay.
Dia hosorana ny faritra rehetra tiana hadio ao anaty lafaoro.
Avela ao mandritra ny alina manontolo.
Diovina amin'ny eponge lena amin'izay rehefa maraina ny andro fa hadio hipilatra ny atin'ny lafaoro manontolo.

mazotoa ary o 

de Astuce Mahasoa fb

FAMARANA RAHA TSY MANANA MIZANA

FAMARANA RAHA TSY MANANA MIZANA (poids)

1 pot de yaourt = 125g de liquide

1 pot de yaourt = 125g de sucre

1 pot de yaourt = 125g de riz

1 pot de yaourt = 85g de farine

 

1 cuillère à soupe = 12g d'eau

1 cuillère à soupe = 20g de sirop

1 cuillère à soupe = 15g de farine

 

1 cuillère à soupe = 20g de riz

1 cuillère à soupe =15g de sucre en poudre

1 cuillère à soupe= 12g de semoule

 

1 cuillère à soupe = 16g de sel

1 cuillère à soupe = 10g de gruyère rapé

Laoka

Laoka maro karazana, samy maka izay tiany araka ny budget sy ny produit misy eo an-toerana. zaraina ampitiavana hatrany

Anana sy voanjo

anandrano sy henombyAkoho au coco 

Akoho sy champignon

Akoho sy petits pois

Akoho rony na lasopy akoho 

Amalona sy henakisoa 

Atidohan- kena sauce na rony 

Atidoha-kena beignet

Atikena au sauce légumes épicés

Atikena sauce

Beignet d’aubergine

Beignet de choux fleur

Beignet de légumes

Boulette de poisson en sauce

Canard aux poivres vert 

Pages