Laoka

Laoka maro karazana, samy maka izay tiany araka ny budget sy ny produit misy eo an-toerana. zaraina ampitiavana hatrany

Anana sy voanjo

anandrano sy henombyAkoho au coco 

Akoho sy champignon

Akoho sy petits pois

Akoho rony na lasopy akoho 

Amalona sy henakisoa 

Atidohan- kena sauce na rony 

Atidoha-kena beignet

Atikena au sauce légumes épicés

Atikena sauce

Beignet d’aubergine

Beignet de choux fleur

Beignet de légumes

Boulette de poisson en sauce

Canard aux poivres vert 

Catless

Catless poisson
Catless Kabaro  
Catless tsaramaso

Choux fleurs sy atody

Courgette sy sardine  

Crabes farcis

Crépinettes sy petits pois 

Crépinettes sy petsay

Crépinettes sy poirreaux 

Filet de poisson sauce 

Filet de sole sauce 

Gana ritra sy sakamalaho

Haricots verts sy oeufs brouillé;

Hena baolina

Hena kisoa sy courgettes sautées

Hena kisoa sy haricots vert (et carotte)

Hena kisoa sy légumes

Henakisoa sy anamadinika 

Henakisoa sy anana

Henakisoa sy kabaro lena

Henakisoa sy patsa fotsy

Henakisoa sy petits pois

Henakisoa sy ravitoto 

Henakisoa sy sosety 

Henakisoa sy voanjobory 

Hen'omby ritra

Hen'omby sy anana 

Hen'omby sy haricot vert 

Hen'omby sy ovy ary patsa

Hen'omby sy ravitoto au coco 

Hen'omby sy voanjobory rony

Hen'omby sy kabaro sauce 

Hen'omby rony sy petits pois 

Kabaro sauce 

Langue de zébu aux petits pois 

Lasopy légumes 

Lentilles sauce 

Légumes sautés

Merlan en sauce

Patsabe sy ravimbomanga

Poireaux ary angivy 

Poivron farci

Poulet pané à la sauce tomate 

Poulet sauté aux legumes 

Pirina maina endasina

Patsa be sy ovy

Patsa be sy sosety

Ravitoto sy voanjo

Ravimbomanga sy crevettes maina

Ratatouille

Romazava

Ron'akoho sy anana

Rougaille et saucisse 

Saucisse sy chou-fleur 

Saucisse sy haricot vert 

Saucisse sy légumes

Saucisse sy petit pois 

Saucisse sy anana 

Saucisse sy tsiasisa 

Saucisse sy lentille

Saucisses sy ovy

Sôsety sy voanjo 

Steak salade na frite 

Tilapia lafika voanjobory au gingembre 

Tongo kisoa sy tsaramaso 

Totokena sy anandrano 

Totokena sy champignon 

Totokena sy chou fleur

Totokena sy poivron 

Totokena sy tsaramaso lena 

Trondro au coco

Trondro frit

Trondro maina sy ovy ary anamalaho

Trondro maina sy ananambo

Trondro maina sy voanjobory

Trondro sy poly

Trondro sy ravintsosety 

Trondro frais sy voanjobory

Trondro frais sy karoty

Trondro frais sy poireau 

Trondro sauce

Tsaramaso sauce 

Voatavo saosy

Voatavo sy poireau

Voatavo sy tongolo gasy

Voatavo sy hen'omby matavy

 

 

Mazotoa o