Ny karazan-tsakafo tokony ohanina mandritry ny herinandro

zaraina ampifaliana hatrany fa mahasoa ireto soso-kevitra sakafo ireto

NY KARAZAN-TSAKAFO TOKONY OHANINA MANDRITRA NY HERIN'ANDRO:

ALATSINAINY: anana (anatsonga, anamamy, tisamm, ananabe, ananambo, ravim-bomanga, ravin-tsôsety, ravitoto, sns....)
TALATA: trondro ( trondro maina, na trondro lena, na trondro an-dranomasina, na trondro an-dranomamy: crevettes, pirina, fony, karapapaka, laoka sira na la morrue, besisika, tilapia, sns....)
ALAROBIA : pâtes (spaghetti, pate jaune, makaroni, lasagne, tarte, pizza, sns....)
ALAKAMISY: hena (omby, kisoa, ondry, osy, soavaly....: tongony, rambony, atiny, lelany, vavany, nofony, hodiny, toto-kena, saosisy, charcuteries, ....sns)
ZOMA: voamaina (tsaramaso, vônemba, tsesisa, lentille, voantsoroko, kabaro....sns)
SABOTSY: akoho amam-borona, atody
ALAHADY: izay tiana.

IREO SAKAFO REHETRA IREO DIA TSY MAINTSY AMPIARAHINA @ KARAZANA LEGUMES MBA AHAMORA NY FANDEVONAN-KANINA

(carottes, ovy, haricots vert, celeris, kotomila, oignon, tomate, ail, poivron, courgette, voatavo, navet, betterave, poireaux, ravin-tsalady, citron, sns......)

NY SAKAFO MARAINA ISAN'ANDRO SY NY DESSERT ARY NY GOUTER:

- haninkotrana (mangahazo, vomanga, coco, soanambo, ovy ala, saonjo, akondro lahy, katsaka sns....)
- voankazo (akondro, voaloboka, ampalibe, fraise, cerise, goavy, rôtra, pôma, poara, paiso ....sns)
- mofo (gateau, mofo gasy, ramanonaka, menakely, crêpes, goffres, mofodipaina....sns)
- yaourt, ronono (ronono soja, ronono velona, ...sns)

Mirary soa o

de Mônik Claire Malal