Trondro saosy

70

Zavatra ilaina:

trondro, voatabia, tongolo be, tongolo lay, menaka, Sira

Fikarakarana azy

- manao saosy voatabia sy tongolo oignon voatetika ary asiana tongolo gasy kely voatoto.

- zaraina roa ny sauce ka ny antsasany atao ao anaty vilany ny antsasany esorina amin'ny vilia aloha 

- rehefa voasasa tsara ny trondro dia tetehana araka izay tiana na koa avela ho ilay ngezabe,

- apetraka eo ambonin'ilay sauce ny trondro ary atao eo amboniny ilay sauce tamin'ny vilia 

- ampiana menaka kely ihany sy rano 1 verre dia tsy kitihina intsony mandrapaha masaka 

ps : atao afo ambany 

mazotoa o 
 

Catégorie: 
Matériels: