Lasopy legioma

234

Lasopy legioma

zavatra ilaina:

Ovy ,carotte ,haricot vert, sosety,voatavo,tsaramaso lena, voatabia,sakamalaho iray kelikely ary tongolo maintso 

Fikarakarana azy:.

Rehefa madio daholo ny legioma dia tetehina,

afanaina ny menaka ary arotsaka ny voatabia. avy eo ny legioma ary avela ho mendimendy eo.

aroina sao may ary rehefa mendy dia tapohana rano kely.

somary potserina ireo legioma sasany.

arotsaka ny sakamalaho voakiky ary rehefa hita fa masaka dia arotsaka koa ny tongolo maintso.

vita tompoko

de Manitra Rasoavolahanta

Catégorie: