ketchup betiravy

139

FANAMBOARANA KETCHUP BETIRAVY

Zavatra ilaina :

oignon mena, tongolo gasy, betterave, siramamy, menaka, sira, poivre

Fikarakarana azy:

Endasina amin'ny menaka kely ny oignon mena iray voatetika madinika, miaraka amin'ny ail voatoto.
Haroina tsara 3mn dia arotsaka ny betiravy roa efa masaka voatetika madinika.
Haroina tsara hifangaro 5mn.
Mixer-na miaraka amin'izay.
Averina kely ambony afo indray ka asiana siramamy mena 1c.a.s miampy sira kely sy poivre.
Rehefa tsara fangaro ireo dia esorina ambony afo ary avela hangatsiaka tanteraka dia azo tehirizina anaty bocale.
Ny haben'ny betiravy dia avo roa heny ny haben'ny oignon.

Mazotoa Daholo Ô!

 de Moniques Claire (MCM) 

 

Catégorie: 
Matériels: