Bitro

371

BITRO 

Zavatra ilaina:

Bitro 1 
Tongolo gasy vokiky 
Thym 
Vinaigre balsamique 2 sotro 
Menaka 1 sotro 
Sauce d 'huître 1 sotro 
Sira 

 

Fikarakarana azy:

Notetehiko ny Bitro dia avy eo nafangaro ireo rehetra ireo.

Navelako nilona nandritra ny alina.

Ny ampitso ora iray alohan 'ny hisakafoanana vao nandrahoko. 

Hafanaina ao anaty vilany ny menaka 2 sotro, avy eo arotsaka ny bitro efa nilona.

Avela mendimendy kely. Rehefa mendimendy dia asiana rano 1 vera. Saromana avy eo. 

Atao amin ny afo malefaka ary rehefa ritra dia vita.

Mazotoa

de Soa Bonheur Bourmance

 

Catégorie: 
Matériels: