Pudding à la mangue

182

PUDDING A LA MANGUE

zavatra ilaina:

ronono, mofo, siramamy, atody, manga

Fikarakarana azy:

Lomana ronono ny mofo asina sucre 2càs sy atody 2
potserina ho potika tsara. ary afangaro ao ny manga voatetika madinika hosorana beurre ny moule dia araraka ny fangaro
ampidirina four 180 degree na atao bain-marie. Araka ny habean'ny moule ny fotoana handrahoana azy.
afaka hohanina mafana na koa ampidirina frigo.

ps:-  azo ovaina ny fruits, mbola azo asiana raisins secs na fruits confits koa

- raha tsy manana ronono velona dia lait concentré sy rano mafana atao fa hahena ny sucre.
samia manisy sary izay mahavita ooo

de Onitriniaina Rova Andriantsoa
 

Catégorie: 
Matériels: