Gateau Mangahazo

162

zavatra ilaina:

mangahazo, siramamy, rano kely,

fanaovana azy:

nokikisana ny mangahazo rehefa voadio dia asiana siramamy izay mahamamy azy tianao.

manao caramel (siramamy sy ranokely) avy dia amin'ny lasitra no anaovana ilay caramel,

rehefa azo ny loko tiana amin'ilay carmel dia alefa ao ilay kikina mangahazo efa nomamiana, dia atao bain marie,

tsatohana aminny antsy rehefa tsy misy manaraka intsony dia vita a,

ahohoka hiala aminilay lasitra amin'izay.

fanampina fanazavana io aminny sary io,

de Haingo Ravaka Rahaingoharimbolatsoa

Catégorie: 
Matériels: