Crème dessert

37

Crème dessert (café / choco / miel / vanille)

1,5L de lait
150g farine
150g sucre
150g beurre
200g chocolat
2 cas tantely (ranony)
2 càs de Nescafé (levonina @ rano 2 sotro)
Vanille

ETAPE 1 : Andrahoy ny ronono + vanille dia avelao ho matimaty

ETAPE 2 : Atsonika ny beurre + sucre dia afangaroy

ETAPE 3 : Arotsaho ny farine (toy ny hoe hanao bechamel ianao)

ETAPE 4 : Arotsaho tsikelikely ny ronono.Afangaroy toy ny hoe hanao zay halevona ny farine ianao

ETAPE 5 : Avelao hangotraka eo dia aza ajanona haroina mandrapateviny.Tsy matevina be hoe mety tsakoina an fa rehefa ohatra bechamel dia esory ambony afo.

ETAPE 6 : Zarao 4 ilay izy teo anaty bol 4

ETAPE 7 : Atsonika ny chocolat (bain marie) avy eo arotsaka @ bol voalohany / afangaroy de vita ny creme dessert choco

ETAPE 8 : Afangaroy @ le bol faharoa ny tantely / vita ny creme dessert miel

ETAPE 9 : Afangaroy @ bol fahatelo ny nescafé efa nolevonina t@ rano / vita ny crème dessert café.

ETAPE 10 : Ny vanille averina kely ambony afo / afangaro mandrapahazo ny hateviny mitovy @ ireo ambiny.

ETAPE 11 : Ampidiro frigo 2h na congelateur 15mn rehefa avy nozaraina t@ verre.

Eo @ 13 verre mitovitovy @ pot yaourtiere ireny no vitany

Azonao atao hoe tonga dia vanille na choco daholo koa anefa

recette de Mino Soa Randriambao

Mazotoa ary o 

Catégorie: 
Matériels: