Salade Grecque

172

Salady Grecque azo atao entrée

zavatra ilaina:

tomate, concombre, radis, fromage Feta, charcuterie , olive noir, atody , maïs doux, salade, vinagre, huile, sira, siramamy kely 

Fikarakarana azy:

- atao anaty saladier dia tetehana atao en dé daholo ireo tomate, concombre, radis, fromage Feta rehetra ireo

- manao sauce vinaigrette miaraka amin'ny  vinagre, huile, sira, siramamy kely dia arotsaka ao koa, haroina tsara

- arotsaka ny charcuterie voatetika sy olive noir.

- Manao oeuf dur atao déco fotsiny,

- mbola nasiana maïs doux koa ilay salade.

Andramo fa tsotra nefa tsara be an, sady mora atao

Mazotoa homana o 

Nb: raha tsy nanana fromage feta dia azo soloina izay misy na fromage râpé emmental koa dia azo atao.

de Haingo Ramangalalaina

 

Catégorie: 
Matériels: