Salade de carotte au poisson fumé

Portrait de Angie
352

Salade de carotte au poisson fumé

Zavatra ilaina:

- poisson fumé
- Cocombre
- Salade
- Poivron
-Votabia
- persil
- Tongolo oignon
-Menaka, vignaigre (citron), sira, poivre

Fikarakarana azy:

Tetehina ny poisson fumé ; tetehina lavalava ny karoty, cocombre, poivron, salady, tongolo, votabia.
Ampangotrahina ny karoty tsy atao malemy be.
Atao ny vinaigrette (vinaigre na citron, Menaka, sira+, poivre) dia arotsaka ao ny tongolo sy poivron ary ny poisson fumé.
Rehefa avy mampangotrahina ny karoty dia avela hitsika ny rano. Rehefa mangatsika ny carotte dia afangaro amin'ny salade, cocombre sy voatabia ary persil. Arotsaka aminzay ny vinaigrette efa misy poisson fumé sns iny dia afangaro tsara miaraka.

Vita tompoko.

MAZOTOA OMANA O!

de Poisson Fumé Trondro izay mivarotra poisson fumé.

Afaka mandray commande   tel 034 96 142 48 na 034 11 160 61
na vangio ny pejy ao amin'ny fb.

 

 

 

Catégorie: