paté saonjo

149

PATE SAONJO

Zavatra ilaina:
- Saonjo 1 toko
- Totokena 1/4 kg na atsasakin'ny fahefany...
- Dibera 1 sotro fihinanana

Fomba fanaovana azy:
- Andrahoina mitokana ny saonjo.
- Andrahoina mitokana ihany koa ny totokena
- Potserina ny saonjo rehefa masaka
- Afangaro amin'ny totokena ny saonjo voapotsitra
- Asiana ilay dibera mba ampalefaka ny tsirony
- Amboarina araka izay endrika tiana anaovana azy aveo

Dia vita!

de Tan Rhoney

Ingrédients: 
Catégorie: 
Matériels: