Omelettes aux Wurstel

831

Miarahaba ny Mamina,

Atody sy saosisy wurstel ary tongolo be 

Zavatra ilaina

Atody 1
Saosisy 1
Tongolo be 
Poti-mofo na chapelure
Fromazy voakiky
Menaka
Sira

 

Fikarakarana Azy

Tetehina ny tongolo be dia endasina avela ho mena tsara
arotsaka ny saosisy avela ho masaka kely ihany koa esorina avy eo 
ary afangaro amin'ny atody voakapoka efa misy sira kely  ary ny fromazy sy potimofo
asiana menaka kely indray ny lapoaly dia arotsaka ny atody ary dia avela ho maina tsara aloha vao avadika

vita tompoko

Mazotoa o

 

Catégorie: