Mousse au chocolat

69

Mousse au chocolat 

 

Zavatra ilaina 

50g dibera
160g chocolat noir 
6 atody
Siramamy izay tiana na tsy asiana koa mety
10 cl  crème fraiche

Fikarakarana azy

Empoina ny dobera dia rehefa vita izay dia afangaro amin'ny chocolat efa notapatapahana, aroiroina mandra-pitsonika

Avy eo sarahina ny atody tapotsiny sy tamenany, kapohina tsara ny tamenany dia afangaro "crème fraîche"

Kapohina ny tapotsiny ho lasa mitambatra tsara "en neige"

 Afangaro moramora ireo fangaro ireo sy ny chocolat efa niempo, 

Zarazaraina amin’ny "pot" na "verre" tiana asiana azy

Atao anaty frigo adin'ny iray raha kely indrindra

dia mazotoa homana  o 

Nahandron'i LysÍane NauÐon

Catégorie: 
Matériels: