moelleux au chocolat

115

zavatra ilaina :

chocolat noir 
beurre
atody 1
siramamy 1,5 sotro fihinana 
farine 1 sotro be mitafota 

fikarakarana azy:

- atsonika bain marie ao anaty bol : 4 carrés de chocolat noir + 37g beurre notapatapahana izy ireo ary harona mba hitsokany haingana 
- kapohana amin'ny fouet atody 1 sy siramamy 1,5 sotro fihinana 
- hafangaro rehetra miampy farine 1 sotro be mitafotafo 
- arotsaka ao anaty ramequin efa avy nosorana beurre sy farine kely 
- andrahona 10mn raha tiana misy le chocolat mitsonika ao anatiny fa 15mn raha tiana ho masaka tsara ao anaty four 180 ° C efa mafana tsara 

Ilay chocolat mbola hafaka ampiana raha tiana : afaka atao 75g , pour 1 personne ny recette dia ampitombona amin'izay tiana koa

Mazotoa o 

de Rama Daniella

 

Catégorie: 
Matériels: