Lasary goavy

263

Achard  de goyave 

zavatra ilaina: 

goavy,tongolo be, tongolo gasy, poivre , sira, menaka, citron, persil na tongolo maintso 

Fikararakana azy:
maka goavy masaka nefa mbola ferme tsara tsy malemy be reny dia rapper-na tsy alefa ny voany (tsy voasana ihany koa) ,
manao vinaigrette: tetehana majinika ny tongolo be, tongolo gasy asiana poivre sy persil na tongolo maitso sy huile kely
Afangaro avokoa azo asiana citron na vinaigre araka izay tiana  

Mazotoa o 

de ​Thia Rampanana

Catégorie: