Koba ravina 1

330

KOBA RAVINA 

ZAVATRA ILAINA

Varygasy 1kp
Akondro 1/2kg
Voanjo tapa kapoaka
 

FIKARAKARNA AZY 

Alona atsasak'adiny ny vary
Totoina ny vary
Totoina indray ny voanjo masaka
Totoina ny akondro
Afangaro izy rehetra
Tsy mila rano fa ny akondro no mandena ny fangaro rehetra afaka ampitomboana ny fatra rehetra araka izay itiavanao azy.
Ravina longoza no namonosana azy teto (somary atono amin'ny afo halefaka kokoa)
Alahatra anaty vilany dia asiana rano zay afatarana mahamasaka azy

FANAMARIHANA :
Azo soloina ny ravinalongoza : ravin'akondro , "papier film", "papier sulfurisé" dia azo atao fonony

Mazotoa o 

Nahandron'i  Volaharisanjy J Andriamalala

 

Ingrédients: 
Catégorie: 
Matériels: