Gateau à l'ananas

Portrait de Angie
148

GATEAU A L'ANANAS

zavatra ilaina:

sucre 100g, farine 100g, levure 1sotrokely, mananasy 1, atody 3, siramamy hoan'ny caramel 60g ary rano 2sotro

fikarakarana: 

afanaina 200°ny lafaoro
Manao caramel anaty moule; voasana ny mananasy ary esorina ny taolany, tetehina boribory, ary omena endrika izay tiana, alahatra anaty moule efa misy ilay caramel.
Sarahina ny tamenany sy ny tapotsiny, atao en neige ferme ny tapotsiny, kapohina miaraka aminny siramamy ny tamenany, arotsaka ao amin'ny tamenany ny farine sy levure voasivana, arotsaka farany ny tapotsiny, aroina moramora, ary alefa ao amin'ilay moule efa misy mananasy
Ampidirina lafaoro mandritra ny 35mn
Mazotoa homana!

de Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: 
Matériels: