Cacahuètes - pralines 2

407

CACAHUETES" (PRALINES)

ILAINA :

voanjo manta 1kapoka

siramamy 1/2 kapoka

rano1/3 kapoka

FIKARAKARANA :

Alaina ny vilany jobo na ny lapoaly

Arotsaka ao avokoa ny fangaro rehetra dia atao ambony afo malefaka

Aroina mandra-paha-mainany (miraikitra tsara amin'ny voanjo ny siramamy)

Tsy mila "colorant" fa rehefa mangotraka ny voanjo dia mamoaka ilay loko avy hatrany.

 Mazotoa o 

Nahandron'i #Julie Patricia Ranaivoarijaona

Ingrédients: 
Catégorie: