Boulettes de riz

183

BOULETTES DE RIZ.

zavatra ilaina:

vary, crème fraiche, sira, poivre, atody, jambon, chapelure, menaka

Fikarakarana azy:

Andrahona atao mohaka ny vary ary rehefa masaka dia mixer-na miaraka amin'ny crème fraiche na fromage fondu sy sira, poivre ary atody 1.

Tetehana en dé ny jambon.

volavolaina ny boulettes dia asiana dé de jambon 1 ao anatiny.

ampandalovina chapelure dia endasina amin'ny menaka mafana tsara sy mandifotra azy.

apetraka ambony emballage na essui tout mba hitsika ny menaka ary aroso mafana.

NB: raha tsy misy crème fraiche dia azo soloina fromage fondu na mozzarella, ny jambon koa azo soloina mortadelle na charcuterie hafa izay misy

Mazotoa o
de Onitriniaina Rova Andriantsoa

 

 

Catégorie: 
Matériels: