Terrine de poisson

11

Zavatra ilaina

hoan'olona 10, nofona trondro 500 g ( sole no nampiasaiko teto), atody 3, creme fraiche 4 sotro, ail, kotomila, carotte 3, poivron 2, oignon 1/4 kg, sira, muscade.

Fanaovana azy:

tetehina en de: carotte, poivron, oignon,

1. somary endasina kely ka ny tongolo no alefa taloha, avy eo carotte ary farany ny poivron

2. totoina ny nofo-trondro, miaraka amin'ny atody, creme fraiche, kotomila, muscade ary sira

afangaro ireo avy eo: izany hoe 1+2 atao anaty moule cake efa nosorana menaka atao bain marie mandritra ny 40 mn vita rehefa tsatohana antsy ka tsy misy manaraka intsony.

Mazotoa 

recette de Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: 
Matériels: