Salady ovy

Portrait de Angie
1147

SALADY OVY - Salade de pomme de terre 

ZAVATRA ILAINA: 

Ovy,
kokombra (concombre) ,
katsaka (maïs doux ) 
mortadelle ,
fromazy,
mayonnaise ,
atody nandrahoana ,
sakaibe (poivron) 
sardine,
 

FIKARAKARANA : 

- tetehina efamira madinika ny ovy nandrahoina amankodiny ary tsy atao masaka be,
- afangaro ao ny fromazy sy kokombra voatetika efamira ihany koa
- tetehina lavalava kosa na izay hitiavana azy ny sakaibe efa nalona kely tamin'ny vinaigre sy nymortadelle
- potipotehina ny atody nandrahoina
- atambatra anaty bol iray ny fangaro rehetra 
- afaka aroso miaraka amin'ny voasary makirana

Mazotoa hatrany o 

Nahandro sy sarin'i Ony Ranarison - 1 novembra 2017

 

Ingrédients: 
Catégorie: