Salady betiravy

Portrait de Angie
1100

 SALADE BETTERAVE

ZAVATRA ILAINA:

betiravy
saosy vinaingiitra: 
Vinaingitra
menaka 
sira 
dipoavatra raha tiana
siramamy kely
tongolo be raha tiana
 

FIKARAKARANA AZY :

Tetehina amin'ny antsy mikinifinify fa irony fitetehana legioma mampisy endriny irony ny betiravy,
Andrahoina kely 10 na 15 minitra anaty rano mangotraka nasiana vinaingitra iray sotrokely,
Sivanina rehefa masaka mikarepoka (jerena matetika sao lasa malemy na boledaka)
Asoka rano mangatsiaka na eau glace mba hijanona ny fahamasahany,
Sivanina iala ny rano dia avela eo hangatsiaka.
Asiana "sauce vinaigrette" 15 minitra mialohan’ny hihinanana azy

Mazotoa o
Nahandron'i Minosoa Raoniarimanga :31.12.17

 

Ingrédients: 
Catégorie: