Salade poireau

18

Salady "poireau" 

Zavatra ilaina
• Poireau 4 vaventy
• Radis vodiny madinika 8
• Atody 3
• Sauce citron : citron + menaka + ail+ moutarde + sel
 

Fikarakarana
• Diovina ny poireau dia tapatapahina lavalava tokony ho 5 cm, tetehina manaraka ny lavany avy eo. Mampangotraka rano dia atsoboka ao mandritra ny 5mn ilay poireau voatetika, tsihifina tsara avy eo ary avela hangatsika.
• Atao œuf dur ny atody
• Tetehina rondelle madinika ny radis
• Afangaro ny poireau + echalotte + radis, avy dia asiana ilay sauce citron
• Tetehina rondelle ny atody 
(raha manana voatabia dia afaka asiana fa kay tsy nisy tsony tato :P)

recette de Aina Rakotoarisoa

Mazotoa homana e!

Catégorie: 
Matériels: