Quiche aux poivrons

111

ODY AM-BAVAFO NA SAKAFO FENO : QUICHE AUX POIVRONS

Zavatra ilaina: 

Pâte feuilleté (afaka mividy vita eny amin'ny grande surface)
sakaibe na" poivrons" (maintso, mavo, mena) atsasany avy tetehina manify lavalava , izany hoe mizara efatra ny poivron iray .
Korzety 1/2:tetehina manify ihaniko 
Atody 3 
Creme fraiche 180ml
Mozzarela 100grs , tetehina madinika na rapena.
Tsara kokoa raha misy basilika, aza hadino ny sira sy dipoavatra

Fikarakarana azy:

Hafanao 180°ny lafaoro
Apetraho ambony moule ny pâte feuilleté , somary tsindrony amin'ny fourchette.
arotsahy manerana ny moule ny légumes rehetra, araraho ilay fromage na mozzarela voatetika madinika.
Kapohy miaraka ny atody sy ny creme fraiche, asio sira,ampiaraho aliny ny basilika raha misy ary arotsahy manerana ny lasitra misy legioma.
Andrahoy anaty lafaoro mandritra ny 35mn.

Mazotoa homana

Nahandron'i NyÉko Soké Zita‎ 

 

Matériels: