DETOX 1: karoty sy paoma ary ortie

1124

Ilaina mihitsy ny misotro ranomboan-kazo na ranona legioma mbola vaovao tsara

Ity ary ny jus detox iray andramo fa mahasoa : KAROTY SY PAOMA ARY ORTIE

ZAVATRA ILAINA : 

Karoty 2 na 3
paoma 2
ortie (anana maniriniry izy ity mbola tsy hay ny anarany amin'ny teny malagasy aloha )
 

FIKARAKARANA AZY:
 

sasana tsara avokoa dia tetehana araka izay habeany zaka'ny "mixeur" na "esctracteur de jus"
rehefa potika malemy tsara dia vita ary sotroina avy hatrany 

FANAMARIHANA:
- tsy asiana rano na kely aza
- tsy asiana siramamy fa azo asiana tantely kosa raha tiana

Natolotr'i Niry Rafi 11/03/2018

Ingrédients: 
Catégorie: