Corbeille de pain de mie au poisson

441

CORBEILLE DE PAIN DE MIE AU POISSON 

Zavatra ilaina:

pain de mie efa voatetika 1paquet,
nofona trondro 125g,
fromage rapé 100g,
mozarella 100g,
creme fraiche 6 sotro,
atody 1

Fikarakarana

Hafanaina mialoha ny lafaoro (15mn)
Hosorana menaka ny lasitra muffin,
apetraka ao anatiny ny pain de mie ka atao roa isan-davaka,
ampifandisoana ny zorony rehefa mametraka azy dia mahazo endrika hafa,
ehefa izay dia apetraka ny farce (nofo-trondro+ creme+ atody)
manaraka ny tetika mozarella farany ny fromage rapé
Ampidirina lafaoro 200° mandritra ny 15mn ,
andrasana mangatsiaka vao alana anaty lasitra

Mazotoa o 
Nahandron'i Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: