Bouillon

328

Bouillon - soupe au riz : lasopy vary

Zavatra ilaina
vary,
tsatsiou,
atody,
sakamalaho,
menaka, 
nofon'akoho,
crevette,
atody masaka,
champignon,
kotomila,
sira

Fikarakarana azy :

Bouillon na ranon-dasopy natao tamin'ny akoho sy crevette ary sakamalao
Rehefa vita dia tsihifina ary arotsaka ny vary dia arohina matetika mandrapaha masaka be azy
Asina atody voakapoka 1 arohina foana halemy tsara.
Asio izay fangaro tianao eto dia notetehina madinika avokoa ny tsatsiou, nofon'akoho, crevette, atody masaka amin'ny akorany, "champignon noir" izay efa nalona rano mangotraka aloha, kotomila, sira, no nampiarahina taminy!
mazotoa o

Nahandron'i Romina Joelle 

Catégorie: 
Matériels: