Baranjely anaty lafaoro

Portrait de Angie
211

Aubergine au four.

zavatra ilaina:

baranjely, tongolo gasy, fromage de chèvre, fromage rapé,chapelure , atody, crème fraiche, sira , dipoivatra

Fikarakarana azy:

Fisahana manaraka ny lavany ny baranjely
hosorana tongolo gasy ny "plat" hasiana azy anaty lafaoro
apetraka ny ampahan'ny baranjely voatetika
rakofana : na totonkena sy tongolo voatetika efa somary nendasina
na "fromage de chèvre" notetehana (io ny ahy eto)
dia elanelanina toy izay hatrany.
Rarahana kikina fraomazy na koa "chapelure" ny tapony.
Kapohy ny atody 2 + "crème fraîche" 300ml, sira, dipoivatra. Araraho eo amboniny. Ampidiro lafaoro 180°C 30minitra fa raha mbola tsy ritra tsara dia ampio ihany ny fahandroana azy.

de Vero Randriam

 

Catégorie: 
Matériels: