Fety - Fifampiarabana tratry ny taona 2015

FIFAMPIARABANA TRATRY NY TAONA sy action sociale ny alahady 15 fevrier 2015
Toerana: centre TABITA station Gilpin Ampandrana ouest. Manomboka amin'ny 12 ora hatramin'ny 5,30 ora hariva, 

Don pour action sociale: Afaka atao any antoerana ihany koa izany ho an'ireo tsy afaka manao Mvola , marihina fa tsy prix d'entrée io fa entintsika manao asa soa miaraka, izay mbola holazaina indray ny fotoana hanaovana azy. 

Toy izao ny programme :
- Ny maraina alahady dia misy ny mbola mivavaka aloha vao ho tonga. Ao ny mikarakara sakafo vao tonga. Ka dia tapaka ny hevitra fa:
- amin'ny 12 ny fahatongavana ary samy mitondra ny sakafony ( mba ataovy betsaka anefa raha azo atao fa mba handraman'ny hafa e ) ary mba ento ny recette raha mba ho zaraina amin'ny hafa koa émoticône smile
- 12.30 fanombohanana, vavaka kely, presentation kely , fandaminana ny sakafo , sns 
- amin'ny 1 ora kosa no manomboka sakafo sy dihy
- amin'ny 4 ora dia hisy ny formation recettes cuisines
dia tohizana indray ny dihy rehefa vita izany
- amin'ny 5 ora dia hisy ny dessert 
- 5.30 na amin'ny 6 ora firavana.

NB: Mety hisy toerana kely ho fanoroana ny membre amin'ny fampiasana ny fichiers, ny fijerena ny finday izay somary sahirana amin'izay. Ka dia efa homany ny fanontaniana rehetra 
Afaka mitondra cahier izany izay mba te handray note sao ao vao hifampitady amin'ny taratasy sy stylo handraisana recette ao. 
Ho an'ireo izay mikasa hitondra zavatra ho hatolotra ny mahantra dia tsara raha miresaka mp mba hahalalana hoe inona no entina. Ny fiangaviako dia ny mba tsy hitondrana sakafo ilay efa akaiky ny date limite ireny fa sady hatahorana no manalabaraka raha sanatria miteraka aretina. 
Afaka mitondra menaka, siramamy , biscuit , ronono vovony azontsika omena zaza ireny , savony , labozia.

Dia mirary soa o ooooo

Type: