By Andry Rakotomavo
ny voatsinefy
Submitted by andry on Sun, 02/08/2015 - 23:58
Mila sasana tsara tokoa ny voatsinedy vao hohanina.
Tsara saingy mila tendremana amin'ny andro mangatsiaka izay ao anatin'ny fotoanany fa tena voakazo mampihanaka ny areti-tenda indrindra hoan'ny ankizy .
Azo atao confiture koa ny voatsinefy
Type: