Voatabia mimosa

917

FANOKAFAM-BAVONY : TOMATE MIMOSA 

ZAVATRA ILAINA :

voatabia (isan'ny olona)
Atody masaka (1 ho an'ny olona 3)
ovy masaka
nofon-trondro masaka
mayonnaise
tongolo maitso (tsy voatery)

FIKARAKARANA AZY:

- Anesorana kely fotsiny ny lohan'ny voatabia, dia esorina amin'ny sotrokely ny atiny
- Afangaro ny ovy sy trondro ary "mayonnaise" dia asesika amin'ilay voatabia
- somary potehana ilay tamenany sy tapotsiny dia atao eo amin'ny farany ambony
- afaka haingoana tongolo maitso kely eo amboniny.

nahandron'i Nadia Sky 

 

Catégorie: