Tarte à la tomate

254

Tarte à la tomate 

Zavatra ilaina :

 pâte à tarte 1, tomate 4 antonony ,crème fraîche 3 sotro , atody 3, fromage râpé 60g

Fikarakarana azy:

Afanaina ny four 180 degré , 5 mn , alefa ao ny pâte efa mivelatra anaty moule ,atao 3mn eo ho eo ,mandritra izay , tetehina ny voatabia atao boribory, afangaro ny atody , crème fraîche , ary fromage râpé ,
Asorina ny pâte , asiana moutarde kely raha tianao ,apetraka ny voatabia , arotsaka ny atody , fromage râpé , crème fraîche (asiana tongolo gasy kely voatoto io tena hafa mihitsy )
Ampidirina four 180 degré ihany , 45mn de cuisson (miankina amin'ny four ) 30 mn dia efa jerena 
Afaka atao ody am-bava fo afaka atao plat koa.

Mazotoa o

Nahandron'i Fenitra Jeandot‎

 

Matériels: