Salady legioma

248

 Salade légumes

 
Zavatra ilaina :

-concombre kely,

- tongolo be kely ,

- tongolo gasy 1,

- voatabia 2 antoniny ,

- sakaibe (poivron) mena sy maintso ary mavo

- persil,

- voasary makirana ,

- menaka,

- siramamy

- sira

Fikarakarana azy:

Sasana tsara avokoa ny legioma

- tetehina madinika rehefa avy nosasana tsara (decontamineé),

- Manao "sauce vinaigrette" : ranomboasary makirana na vinaingitra sy menaka ary sira sy siramamy 1 tsongo

- afangaro daholo dia asiana persil voatetika majinika amin'ny farany  

Mazotoa daholo

Nahandron'i Fenitra Jeandot‎

 

Catégorie: 
Matériels: