Salade de thon fumé

614

FANOKAFAM-BAVONY : "SALADE DE THON FUME" 

Zavatra ilaina: 

thon fumé 250g
salady
voatabia
tongolo
Laisoa
dipoavatra
voasary makirana
«moutarde »
sira, siramamy
menaka

Fikarakarana :

- diovina tsara ny salady
- tapahana « en tranche » ny « thon fumé »
- diovina koa ny voatabia sy tongolo dia tetehana boribory.
- tetehana madinika koa ny laisoa.
- « Vinaigrette » : voasary makirana, menaka, siramay, sira, « moutarde ».
Natao « entrée » io dia nampiarahana tamin'ny nem.

Mazotoa o

 Nahandron'i Celeste Refanarisoa

Catégorie: