Quiche tsy misy paty

288

Quiche tsy misy paty 

Zavatra ilaina

atody 3 
ronono 1/2 l 
lafarina l00 g 
sira 1 tsongo
fromage  râpé 100 g
jambon 200 g 
lardon 150 g 

Fikarakarana azy: 

Tonga dia afangaro ireo rehetra ireo miampy ny ronono
Araraka ao anaty lasitra dia atao anaty lafaoro eo amin'ny 180 degré.
Afaka 40 minitra katroka dia mendimendy tsara dia masaka

NB: misy moule tsy mila asiana dibera , misy kosa mila asiana dibera sy farine kely mba tsy hiraikitra- tandremo koa ny sira fa efa misy sira na ny fromage na ny jambon 

recette de Esther Vandroux 

 

Matériels: