Pudding 1 (lafaoro vilany)

284

PUDDING fait maison!

Zavatra ilaina:

mofo 2, siramamy 70gr, atody2, ronono 1/2 l, voaloboka maina, dibera 50gr!!

Fikarakarana azy:

alona anaty ronono ny mofo, araraka ao ny sucre, beurre natsonika dia asian raisin sec, afangaroana tsara daholo!

hosorana dibera ny lasitra dia araraka ao ny paty!

Farany kapohina tsara ny atody dia alefa moramora eo ambon'ilay paty!! ...

Ny momba an ilay four vilany indray:

alaina ny fasika maina tsara dia atao anaty vilany , rehefa mafana tsara ny fasika tsy asiana n'inona n'inona dia apetraka ao ny lasitra , ary avadika indray ny takotra dia asiana charbon eo ambony!

Somary atao mahery kokoa ny afo ambony noho ny ambany! jerena matetika ny afo!!

tokony ho 45 mn eo no mahamasaka azy!

Mazotoa daholo

recette de Tatie Nix

 

Catégorie: 
Matériels: