Pané de crevette 1

Portrait de Angie
358

Pané de crevette 

Zavatra ilaina:
lafarina, atody, chapelure , crevette, menaka , sira

Fikarakarana azy

Rehefa voasasa tsara ny crevette (esorina ilay tsinay maintsy amin'ny lamosiny iny)
kapohina ny atody asiana sira dia alaina ny crevette ampadalovina atody,  lafarina avy eo averina ao anaty atody farany alefa ao amin'ny chapelure.

Endasina 2 mn isaky ny lafiny amin'ny menaka mandifotra azy 

Rehefa vita dia apetraka ambony "emballage" na "essui tout" mba hitsika ny menaka (misy mampiasa gazety koa)

mazotoa o

de Rina Tsotso

Catégorie: 
Matériels: