Mofo ronono 1

259

GATEAU AU LAIT (mofo ronono)

zavatra ilaina (tsy misy lalovay)
siramamy 200g, atody 4, lafarina 250g , menaka ,ronono 1l

Fikarakarana azy 
- Kapohana tsara ny siramamy sy ny atody 
- rehefa levona tanteraka ny siramamy dia arotsaka ny ronono manta.
- Arotsaka ny farine dia afangaro tsara.
- osorana menaka ny lasitra na vilia jobo mahazaka mamay ary arotsaka ny pâte. 
- Atao bain-marie 1h30 eo.
- Avela hangatsiaka vao esorina anaty lasitra. 
- Ampidirina frigo
mazotoa o 

 de Onitriniaina Rova Andriantsoa miaraka amin'ny sarin'i Saholy Tiaray Razafiniaina iray koa 

Catégorie: 
Matériels: