​Cake yaourt (lafaoro gasy)

333

 

Gateau yaourt
Le plus simple des gateaux!

 1 yaourt, 2 pot de sucre, 3 pot de farine, 1 sachet de levure chimique, 3 oeufs, 50 gr de beurre afaka solona 1/2 de pot d'huile, 

zavatra ilaina : 

1 yaourt nature, atody 3, 1 sachet de levure chimique, siramamy 2 pots, lafarina 3 pots, menaka demi pot na dibera 50g.

Fikarakarana azy: 

Anaty saladier iray atambatra daholo ny ingredients rehetra.
Alaina ny lasitra dia asiana dibera, dia arotsaka ny pate! 
Avadika ny lasitra rehefa hamoaka azy !

 

Fahandro azy:

Four gasy hatrany : 40 mn fa milamila jerena matetika anefa 
lafaoro gasy: izany hoe vilany asiana fasika dia hafanaina amin'ny afo malefaka ao ambany ary avadika ny sarombilany dia asiana afo bebe kosa eo ambony . 

Four vazaha: 180 dgr, temps de cuisson: 30mn!!! 
mazotoa o

de Madama Be 

 

Catégorie: 
Matériels: