Astuces

Fitehirizana ovy

Raha tiana haharitra ny ovy dia apetraka miaraka amin'ny paoma iray mbola tsara.

Hateza tokoa ny ovy ary haharitra mihoatra ny 8 herinandro 

Mazotoa o

Fanadiovana lalandrà

FOMBA TSOTSOTRA FANADIOVANA NY LALANDRA

ity misy torohevitra kely hisorohana sy mba hanadiovana io lalandrà io raha sanatria ka misy fahasahiranana ny fikorianan'ny rà any anaty any:

Akora ilaina : 
1- Tongolo gasy hasiny 8 
2- Voasarimakirana 8 isa
3- Sakamalao mitovitovy habe amin’ny ankihibe
4- Rano 4 litatra

NY KARIBONETRA

bicarbonate de soude ou karibonetra

TOROHEVITRA MAHASOA :

NY KARIBONETRA: na ny Bicarbonate de soude: akora mora hita sady tsy lafo vidy nefa dia mahavariana ny zava-tsoa azo avy amin'ny fampiasàna azy.

Karibônetra, maha-tsara tarehy!

50Ar dia efa mahazo karibonetra kanefa be dia be ny vokatsoa entin’izy io amin’ny vatana, indrindra ny fahadiovana sy ny hatsarana. « Astuces » vitsivitsy fampiasana karibonetra ireto entina aminao ireto, mba ho ianao ilay manja sy madio indrindra !

 

Misoroka fofo-katsembohana

Karibônetra 50 Ar dia maha-tsara tarehy !

Sakafo na légumes mamimamy

Voatavo, sôsety, courgette, carotte .... inona daholo moa ireny sakafo mamimamy ireny?

Mba hampatsiro azy: afangaro @ anamalaho na kotomila maromaro.
Asiana carry, poivre vaingany maina totoina vao arotsaka ao, asiana thym.
Raha ampiasa oignon sy voatabia dia endasina atao mendy aloha fa tsy dorana may.
Farany aza adino: asiana citron kely rehefa masaka.
Anandramo fa hazoto homana be ianao.
Mazotoa e!

de Astuce Mahasoa sy SakafoGasy 

Ananambo na moringa na felimirongo

 

 
 

Goavy

NY RAVIN-GOAVY SY NY TSIAMBARATELONY
(fanafody tena mandaitra)

VOASARY MAKIRANA

 

VOASARY MAKIRANA - CITRON

Vokatra sady mora zao ny voasary makirana ka araraoty ny mihinana sy mampiasa azy satria betsaka ny voka-tsoa azo avy aminy

DIPOAVATRA MAINTY

DIPOAVATRA MAINTY

Maro karazana ny dipoavatra toy dipoavatra mainty,maintso,mena,fotsy ary maro tsy voatanisa,efa ho 4000 taona no nisy azy ity ka tany Inde no tena nahitana azy voalohany,manankarena ity dipoavatra ity koa isika malagasy dia ny dipoavatra maintso,ka ny soa azo avy amin'izany dipoavatra izany no hoentina antsika .Dipoavatra mainty

Papaye

Papaye

-Manakarena amin'ny vitamine c,ka manampy amin'ny fahatsaran'ny maso

-mampitony ny vavony marary sy mamaivay

-manampy amin'ny fandevonan-kanina sy ny tsinay

-mahatsara ny fo (ohanina vao maraina)

-Asthme (rehefa mihetsika be ny asthme,dia maka ravina papaye dia dorana ,alefa eran'ny trano ,dia mampihena ny krizy)

 

de Radio Tana (fb)

Pages