Voaloboka namainina

Voaloboka namainina (raisin sec)

Tsara ny mihinana ity voaloboka namainina ity fa mahasalama tokoa

-manankarena otrik'aina tokoa izy ity
-manadio ny ao anaty
-mahatsara ny fo sy ny fiasan'ny fo
-manala tavy 
-misoroka ny aretin'ny vanin-taolana
-miaro @ homamiadana maro
-mahatsara ny fahasalaman'ny voa sy ny vavony
-misoroka ny aretin'ny tratra sy ny kohaka
-mahatsara ny fandevonan-kanina sy ny tsinay
-tsara ho any ankizy mitombo @ fitadidiana sy hifantoka tsara 
-misoroka ny fahanterana aloha loatra
-mahatsara ny torimaso
-tsara hoanin'ny olona rera dava sy tratrin'ny rari-tsaina
-tena tsara ho an'ny maso

Mirary soa anao

Radio tana (FB)

 

 

Type: